Salamo 110:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:+“Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+ Asan’ny Apostoly 2:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy niakatra tany an-danitra i Davida,+ raha ny marina, fa izy aza nilaza hoe: ‘Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako+
110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:+“Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+
34 Tsy niakatra tany an-danitra i Davida,+ raha ny marina, fa izy aza nilaza hoe: ‘Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako+