12 Ary hoy aho tamin’ny olona: “Raha mety aminareo,+ dia omeo ahy ny karamako. Fa raha tsy mety, dia aza omena.” Ary naloany ny karamako, ka farantsa volafotsy telopolo+ no nomeny.
10 Fitiavam-bola+ mantsy no anisan’ny fototr’izao+ karazan-javatra ratsy rehetra izao.+ Ary nikely aina ho amin’izany ny sasany, ka voavily niala tamin’ny finoana, sy nanindrona ny tenany tamin-javatra maro mampanaintaina.+