1 Korintianina 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny kaopin’ny+ fisaorana izay isaorantsika, tsy fandraisan-tsoa amin’ny ran’i Kristy koa ve izany? Ary ny mofo tapahintsika,+ tsy fandraisan-tsoa amin’ny vatan’i Kristy+ koa ve izany? 1 Korintianina 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Toy izany koa no nataony ny amin’ny kaopy+ rehefa avy nihinana ny sakafo hariva izy. Ary hoy izy: “Ity kaopy ity no fifanekena vaovao+ miorina amin’ny rako.+ Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana+ ahy, isaky ny misotro amin’izy ity ianareo.”
16 Ny kaopin’ny+ fisaorana izay isaorantsika, tsy fandraisan-tsoa amin’ny ran’i Kristy koa ve izany? Ary ny mofo tapahintsika,+ tsy fandraisan-tsoa amin’ny vatan’i Kristy+ koa ve izany?
25 Toy izany koa no nataony ny amin’ny kaopy+ rehefa avy nihinana ny sakafo hariva izy. Ary hoy izy: “Ity kaopy ity no fifanekena vaovao+ miorina amin’ny rako.+ Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana+ ahy, isaky ny misotro amin’izy ity ianareo.”