Matio 20:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Niantso azy ireo hankeo aminy anefa i Jesosy ka nilaza hoe: “Fantatrareo fa manjakazaka amin’ny firenena entiny ny mpitondra, ary manampatra ny fahefany ireo lehibe.+ Marka 10:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Niantso azy ireo hankeo aminy anefa i Jesosy ka nilaza hoe: “Fantatrareo fa manjakazaka amin’ny firenena entiny ireo heverina ho mpitondra, ary manampatra ny fahefany ireo lehibe.+
25 Niantso azy ireo hankeo aminy anefa i Jesosy ka nilaza hoe: “Fantatrareo fa manjakazaka amin’ny firenena entiny ny mpitondra, ary manampatra ny fahefany ireo lehibe.+
42 Niantso azy ireo hankeo aminy anefa i Jesosy ka nilaza hoe: “Fantatrareo fa manjakazaka amin’ny firenena entiny ireo heverina ho mpitondra, ary manampatra ny fahefany ireo lehibe.+