Isaia 52:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nampiharihary ny sandriny masina teo anatrehan’ny firenena rehetra i Jehovah,+ ary hahita ny famonjen’Andriamanitsika ny vazan-tany efatra.+ Lioka 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ny nofo rehetra hahita ny fomba hitondran’Andriamanitra famonjena.’”+ Asan’ny Apostoly 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tsy misy olon-kafa hahazoana famonjena, satria tsy misy anarana hafa+ ambanin’ny lanitra nomena ny olona hahazoantsika famonjena.”+
10 Nampiharihary ny sandriny masina teo anatrehan’ny firenena rehetra i Jehovah,+ ary hahita ny famonjen’Andriamanitsika ny vazan-tany efatra.+
12 Ary tsy misy olon-kafa hahazoana famonjena, satria tsy misy anarana hafa+ ambanin’ny lanitra nomena ny olona hahazoantsika famonjena.”+