Asan’ny Apostoly 7:60 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 Dia nandohalika izy ka niantsoantso mafy hoe: “Jehovah ô, aza atao ho helony anie izao!”+ Rehefa avy nilaza izany izy, dia nodimandry.* Romanina 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aoka ianareo hirary soa mandrakariva ho an’izay manenjika anareo,+ eny, aoka hirary soa+ fa tsy hanozona.+
60 Dia nandohalika izy ka niantsoantso mafy hoe: “Jehovah ô, aza atao ho helony anie izao!”+ Rehefa avy nilaza izany izy, dia nodimandry.*
14 Aoka ianareo hirary soa mandrakariva ho an’izay manenjika anareo,+ eny, aoka hirary soa+ fa tsy hanozona.+