1 Mpanjaka 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Narary ny zanak’ilay vehivavy tompon-trano, taorian’izay. Tena narary mafy ilay ankizilahy, ka tsy nisy fofonaina intsony tao aminy.+ Lioka 8:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Efa ho faty mantsy ny zanany vavitokana,+ izay roa ambin’ny folo taona teo ho eo. Koa nandeha i Jesosy, ary nifanesika teo aminy ny vahoaka.+
17 Narary ny zanak’ilay vehivavy tompon-trano, taorian’izay. Tena narary mafy ilay ankizilahy, ka tsy nisy fofonaina intsony tao aminy.+
42 Efa ho faty mantsy ny zanany vavitokana,+ izay roa ambin’ny folo taona teo ho eo. Koa nandeha i Jesosy, ary nifanesika teo aminy ny vahoaka.+