FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 dia nisy vehivavy iray nanatona azy, nitondra tavoahangy vatosanga nisy menaka manitra lafo vidy.+ Ary naidin-dravehivavy teo an-dohan’i Jesosy ilay izy raha mbola nandry ilika nisakafo izy.

  • Marka 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary tany Betania izy, tao an-tranon’i Simona boka.+ Raha mbola nandry ilika nisakafo izy, dia tonga ny vehivavy iray nitondra tavoahangy vatosanga nisy menaka manitra lafo vidy be, izay narda tena izy. Novakin-dravehivavy ny vavan-tavoahangy, ary naidiny teo an-dohan’i Jesosy ilay menaka.+

  • Jaona 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary naka menaka manitra nilanja iray livatra* i Maria. Narda+ tena izy ilay menaka sady lafo vidy be. Dia nataony tamin’ny tongotr’i Jesosy izany. Ary nohamaininy tamin’ny volon-dohany ny tongotr’i Jesosy.+ Dia namerovero eran’ny trano ilay menaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara