Isaia 53:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+ ary lehilahy nahalala fanaintainana sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina.+ Nihodina izahay mba tsy hijery ny endriny.+ Natao tsinontsinona izy, ary nohamavoinay.+ Matio 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ny mpanora-dalàna sasany nanao anakampo hoe: “Manevateva an’Andriamanitra ilehity.”+ Marka 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Nahoana ilehio no miteny toy izany? Manevateva an’Andriamanitra izy. Fa iza no afaka mamela heloka afa-tsy Andriamanitra ihany?”+ Lioka 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa nieritreritra ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo hoe: “Iza koa ity manevateva an’Andriamanitra ity?+ Iza no afaka mamela heloka afa-tsy Andriamanitra ihany?”+
3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+ ary lehilahy nahalala fanaintainana sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina.+ Nihodina izahay mba tsy hijery ny endriny.+ Natao tsinontsinona izy, ary nohamavoinay.+
7 “Nahoana ilehio no miteny toy izany? Manevateva an’Andriamanitra izy. Fa iza no afaka mamela heloka afa-tsy Andriamanitra ihany?”+
21 Koa nieritreritra ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo hoe: “Iza koa ity manevateva an’Andriamanitra ity?+ Iza no afaka mamela heloka afa-tsy Andriamanitra ihany?”+