Matio 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Tompo ô, mba iantrao ny zanako lahy fa voan’ny androbe ka marary. Fa matetika izy no mianjera ao anaty afo, ary matetika ao anaty rano.+ Marka 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hoy ny iray tamin’ny vahoaka: “Mpampianatra ô, nentiko atỳ aminao ny zanako lahy fa misy fanahy mampahamoana ao aminy.+
15 “Tompo ô, mba iantrao ny zanako lahy fa voan’ny androbe ka marary. Fa matetika izy no mianjera ao anaty afo, ary matetika ao anaty rano.+
17 Ary hoy ny iray tamin’ny vahoaka: “Mpampianatra ô, nentiko atỳ aminao ny zanako lahy fa misy fanahy mampahamoana ao aminy.+