FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fitomaniana 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ny sazin’ny oloko zanakavavy vokatry ny fahadisoany, dia lehibe noho ny sazin’i Sodoma vokatry ny fahotany,+

      Eny, i Sodoma izay noravana indray mipy maso, ary tsy nisy tanana namonjy.+

  • Ezekiela 16:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘na dia i Sodoma rahavavinao sy ireo tanàna niankina taminy aza tsy nahavita ny ratsy vitanao sy ireo tanàna niankina taminao.+

  • Matio 11:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Koa lazaiko aminareo fa ho mora kokoa ny hanjo ny tanin’i Sodoma amin’ny Andro Fitsarana, noho ny hanjo anao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara