Isaia 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Tompon’ny tafika irery no tokony ho masina+ aminareo. Izy no tokony hatahoranareo,+ ary Izy no tokony hahatonga anareo hihorohoro.”+ 1 Petera 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hajao ny karazan’olona rehetra,+ tiavo ny rahalahy rehetra ao amin’ny finoana,+ matahora an’Andriamanitra,+ hajao ny mpanjaka.+ Apokalypsy 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nanao tamin’ny feo mafy izy hoe: “Matahora an’Andriamanitra+ ka omeo voninahitra izy,+ satria tonga ny ora fitsarany.+ Koa mivavaha amin’Ilay nanao+ ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano.”+
13 I Jehovah Tompon’ny tafika irery no tokony ho masina+ aminareo. Izy no tokony hatahoranareo,+ ary Izy no tokony hahatonga anareo hihorohoro.”+
17 Hajao ny karazan’olona rehetra,+ tiavo ny rahalahy rehetra ao amin’ny finoana,+ matahora an’Andriamanitra,+ hajao ny mpanjaka.+
7 Ary nanao tamin’ny feo mafy izy hoe: “Matahora an’Andriamanitra+ ka omeo voninahitra izy,+ satria tonga ny ora fitsarany.+ Koa mivavaha amin’Ilay nanao+ ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano.”+