Ohabolana 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Mampianatra olona hanao zavatra amim-pahendrena ny fahatahorana an’i Jehovah,+ ary ny fanetren-tena dia mialoha ny voninahitra.+ Jakoba 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Manetre tena eo anatrehan’i Jehovah,+ dia hanandratra anareo izy.+ 1 Petera 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+
33 Mampianatra olona hanao zavatra amim-pahendrena ny fahatahorana an’i Jehovah,+ ary ny fanetren-tena dia mialoha ny voninahitra.+
5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+