Matio 21:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Izany no antony ilazako aminareo hoe: Hesorina aminareo ny fanjakan’Andriamanitra ka izay firenena mamokatra voa mendrika an’ilay fanjakana no homena azy.+ Matio 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hoy izy tamin’ny mpanompony: ‘Efa vonona tanteraka ny fanasambe, kanefa tsy mendrika ireo nasaina.+ Hebreo 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa hitantsika, araka izany, fa tsy afaka niditra izy ireo noho ny tsy finoany.+
43 Izany no antony ilazako aminareo hoe: Hesorina aminareo ny fanjakan’Andriamanitra ka izay firenena mamokatra voa mendrika an’ilay fanjakana no homena azy.+
8 Ary hoy izy tamin’ny mpanompony: ‘Efa vonona tanteraka ny fanasambe, kanefa tsy mendrika ireo nasaina.+