Jaona 11:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Dia nivoaka ilay lehilahy efa maty, mbola nisy fehim-paty+ ny tongony aman-tanany, ary nisy fehy lamba ny tarehiny. Hoy i Jesosy tamin’ny olona: “Vahao izy, ka avelao handeha.”
44 Dia nivoaka ilay lehilahy efa maty, mbola nisy fehim-paty+ ny tongony aman-tanany, ary nisy fehy lamba ny tarehiny. Hoy i Jesosy tamin’ny olona: “Vahao izy, ka avelao handeha.”