Matio 28:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy i Jesosy taminy: “Aza matahotra! Mandehana milaza amin’ny rahalahiko+ mba ho any Galilia, fa any no hahitany ahy.” Lioka 24:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 I Maria Magdalena sy Johana+ ary Maria renin’i Jakoba ireo. Nisy vehivavy+ hafa koa niaraka tamin’ireo, ary nilaza izany tamin’ny apostoly.
10 Ary hoy i Jesosy taminy: “Aza matahotra! Mandehana milaza amin’ny rahalahiko+ mba ho any Galilia, fa any no hahitany ahy.”
10 I Maria Magdalena sy Johana+ ary Maria renin’i Jakoba ireo. Nisy vehivavy+ hafa koa niaraka tamin’ireo, ary nilaza izany tamin’ny apostoly.