Matio 28:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa mandehana àry, ataovy mpianatra+ ny olona any amin’ny firenena rehetra,+ ka ataovy batisa+ amin’ny anaran’ny Ray+ sy amin’ny anaran’ny Zanaka+ ary amin’ny anaran’ny fanahy* masina.+ Asan’ny Apostoly 8:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary raha teny an-dalana izy ireo, dia tonga teo amin’izay nisy rano, ka hoy ilay tandapa: “Io misy rano, ka inona no misakana ahy tsy hatao batisa?”+ Asan’ny Apostoly 10:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 “Nandray ny fanahy masina tahaka antsika koa ireto olona ireto, koa misy aminareo ve afaka misakana azy tsy hatao batisa amin’ny rano?”+ Asan’ny Apostoly 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa nandre izany ireo, dia natao batisa tamin’ny anaran’i Jesosy Tompo.+
19 Koa mandehana àry, ataovy mpianatra+ ny olona any amin’ny firenena rehetra,+ ka ataovy batisa+ amin’ny anaran’ny Ray+ sy amin’ny anaran’ny Zanaka+ ary amin’ny anaran’ny fanahy* masina.+
36 Ary raha teny an-dalana izy ireo, dia tonga teo amin’izay nisy rano, ka hoy ilay tandapa: “Io misy rano, ka inona no misakana ahy tsy hatao batisa?”+
47 “Nandray ny fanahy masina tahaka antsika koa ireto olona ireto, koa misy aminareo ve afaka misakana azy tsy hatao batisa amin’ny rano?”+