Jaona 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay mandre ny teniko ka mino an’ilay naniraka ahy no manana fiainana mandrakizay,+ ary tsy melohina izy fa efa niala tamin’ny fahafatesana ho amin’ny fiainana.+ Romanina 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa tsy mahazo fanamelohana àry izay tafaray amin’i Kristy Jesosy.+
24 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay mandre ny teniko ka mino an’ilay naniraka ahy no manana fiainana mandrakizay,+ ary tsy melohina izy fa efa niala tamin’ny fahafatesana ho amin’ny fiainana.+