Marka 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha vao niakatra avy tao anaty rano i Jesosy, dia hitany ny lanitra nisokatra sy ny fanahy masina nidina toy ny voromailala nankeo amboniny.+ Asan’ny Apostoly 8:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary raha teny an-dalana izy ireo, dia tonga teo amin’izay nisy rano, ka hoy ilay tandapa: “Io misy rano, ka inona no misakana ahy tsy hatao batisa?”+
10 Raha vao niakatra avy tao anaty rano i Jesosy, dia hitany ny lanitra nisokatra sy ny fanahy masina nidina toy ny voromailala nankeo amboniny.+
36 Ary raha teny an-dalana izy ireo, dia tonga teo amin’izay nisy rano, ka hoy ilay tandapa: “Io misy rano, ka inona no misakana ahy tsy hatao batisa?”+