Jaona 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tonga ho vavolombelona+ hanambara ny fahazavana izy,+ mba ho amin’ny alalany no inoan’ny karazan’olona rehetra.+ Jaona 1:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Efa hitako izany, ka nanaporofo aho fa izy no Zanak’Andriamanitra.”+
7 Tonga ho vavolombelona+ hanambara ny fahazavana izy,+ mba ho amin’ny alalany no inoan’ny karazan’olona rehetra.+