15 Mpaminany avy eo aminao, avy eo amin’ny rahalahinao, eny, mpaminany toa ahy, no hotendren’i Jehovah Andriamanitrao ho anao. Izy no tokony hohenoinao.+
26 Jereo anefa fa miteny ampahibemaso izy,+ kanefa tsy miteny na inona na inona aminy ry zareo. Sao dia efa tena fantatr’ireo lohandohany eto amintsika àry fa izy no Kristy?+