Matio 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fantatr’i Jesosy ny eritreritr’izy ireo,+ ka hoy izy: “Nahoana ianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo?+ Jaona 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy natoky+ azy ireo anefa i Jesosy, satria fantany daholo izy rehetra Jaona 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fantany mantsy ilay hamadika azy,+ ka izany no nilazany hoe: “Tsy ianareo rehetra no madio.”
4 Fantatr’i Jesosy ny eritreritr’izy ireo,+ ka hoy izy: “Nahoana ianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo?+