5 Tsy fantatrareo angaha fa nomen’i Jehovah Andriamanitry ny Israely fanjakana i Davida+ sy ny taranany,+ mba hitondra ny Israely mandritra ny fotoana tsy voafetra?+ Ary nataony fifanekena maharitra*+ izany.
5 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hampipoirako tsimoka marina ho an’i Davida.+ Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho malina izy io ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+