Lioka 12:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “Aza matahotra,+ ry ondry vitsy,+ fa sitraky ny Rainareo ny hanome anareo ny fanjakana.+ Kolosianina 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 noho ilay fanantenana+ voatahiry any an-danitra ho anareo.+ Efa nandre momba an’io fanantenana io ianareo taloha, fony nambara taminareo ny fahamarinan’izany vaovao tsara+ izany, 1 Petera 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 eny, naterany indray ho amin’ny lova tsy mety simba sy tsy misy loto ary maharitra,+ izay voatahiry any an-danitra ho anareo.+
5 noho ilay fanantenana+ voatahiry any an-danitra ho anareo.+ Efa nandre momba an’io fanantenana io ianareo taloha, fony nambara taminareo ny fahamarinan’izany vaovao tsara+ izany,
4 eny, naterany indray ho amin’ny lova tsy mety simba sy tsy misy loto ary maharitra,+ izay voatahiry any an-danitra ho anareo.+