Jaona 13:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Hoy i Simona Petera: “Fa ho aiza ianao, Tompo ô?” Hoy i Jesosy: “Izay alehako tsy azonao anarahana ahy ankehitriny, fa hanaraka ahy ihany ianao any aoriana.”+
36 Hoy i Simona Petera: “Fa ho aiza ianao, Tompo ô?” Hoy i Jesosy: “Izay alehako tsy azonao anarahana ahy ankehitriny, fa hanaraka ahy ihany ianao any aoriana.”+