38 Fa raha manao izany kosa aho, na tsy mino ahy aza ianareo, dia minoa kosa noho ny asa ataoko,+ mba hahafantaranareo ary mbola hahafantaranareo hatrany fa ny Ray dia tafaray amiko, ary izaho tafaray amin’ny Ray.”+
21 mba ho iray izy rehetra,+ tahaka anao Ray izay tafaray amiko, ary izaho tafaray aminao,+ mba ho tafaray amintsika koa izy ireo,+ ka hinoan’izao tontolo izao fa ianao no naniraka ahy.+