Jaona 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Rehefa afaka kelikely dia tsy hahita ahy intsony ianareo,+ ary rehefa afaka kelikely indray dia hahita ahy ianareo.” Jaona 17:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ray ô, mba tiako hiaraka amiko any amin’izay misy ahy ireo nomenao ahy,+ mba hahitany ny voninahitro izay nomenao ahy, satria ianao efa tia ahy talohan’ny nanorenana+ izao tontolo izao.+
16 Rehefa afaka kelikely dia tsy hahita ahy intsony ianareo,+ ary rehefa afaka kelikely indray dia hahita ahy ianareo.”
24 Ray ô, mba tiako hiaraka amiko any amin’izay misy ahy ireo nomenao ahy,+ mba hahitany ny voninahitro izay nomenao ahy, satria ianao efa tia ahy talohan’ny nanorenana+ izao tontolo izao.+