19 Ary hoy koa ny navalin’i Jesosy: “Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa ny Zanaka tsy manao na inona na inona araka ny nahim-pony, fa izay hitany ataon’ny Ray ihany no ataony.+ Fa izay rehetra ataon’ny Ray dia izany koa no ataon’ny Zanaka, sady ataony toy ny anaovan’ny Ray azy.