Lioka 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Sambatra ianareo raha halan’ny olona,+ sy ailikiliny, ary tevatevainy ka laviny+ toy ny zava-dratsy ny anaranareo, noho ny amin’ny Zanak’olona. 1 Petera 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa satria tsy miara-mihazakazaka aminy intsony ho amin’izany honahonan’ny filibana izany ianareo,+ dia very hevitra izy ka manevateva anareo+ tsy misy farany.
22 “Sambatra ianareo raha halan’ny olona,+ sy ailikiliny, ary tevatevainy ka laviny+ toy ny zava-dratsy ny anaranareo, noho ny amin’ny Zanak’olona.
4 Koa satria tsy miara-mihazakazaka aminy intsony ho amin’izany honahonan’ny filibana izany ianareo,+ dia very hevitra izy ka manevateva anareo+ tsy misy farany.