Jaona 7:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia hoy i Jesosy: “Mbola hijanona kelikely eto aminareo aho, alohan’ny handehanako any amin’ilay naniraka ahy.+ Jaona 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Kely sisa dia tsy hahita ahy intsony izao tontolo izao,+ fa ianareo no hahita ahy,+ satria velona aho dia ho velona ianareo.+
33 Dia hoy i Jesosy: “Mbola hijanona kelikely eto aminareo aho, alohan’ny handehanako any amin’ilay naniraka ahy.+
19 Kely sisa dia tsy hahita ahy intsony izao tontolo izao,+ fa ianareo no hahita ahy,+ satria velona aho dia ho velona ianareo.+