2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny olona iray, na mianiana+ ka mivoady fa hifady zavatra,+ ary ny ainy no ataony antoka, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy,+ fa tokony hotanterahiny izay rehetra naloaky ny vavany.+
9 Koa hoy i Petera taminy: “Nahoana ianareo mivady no niray tetika hitsapa toetra ny fanahin’i Jehovah?+ Efa eo am-baravarana izao ny tongotr’ireo nandevina ny vadinao, ary hitondra anao hiala koa ry zareo.”