Romanina 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 sady mitalaho mba ho tonga soa aman-tsara any aminareo ihany, raha sitrapon’Andriamanitra.+ 1 Korintianina 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ho avy tsy ho ela any aminareo anefa aho, raha sitrapon’i Jehovah,+ ka tsy izay lazain’ireo mirehareha no tiako hofantarina, fa ny heriny. Jakoba 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa tokony hilaza kosa ianareo hoe: “Raha sitrapon’i Jehovah+ ka velona izahay, dia hanao izao na izao.”+
19 Ho avy tsy ho ela any aminareo anefa aho, raha sitrapon’i Jehovah,+ ka tsy izay lazain’ireo mirehareha no tiako hofantarina, fa ny heriny.
15 Fa tokony hilaza kosa ianareo hoe: “Raha sitrapon’i Jehovah+ ka velona izahay, dia hanao izao na izao.”+