FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa forao ny fonareo,+ ary aza manamafy hatoka intsony.+

  • Deoteronomia 30:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoforan’i Jehovah Andriamanitrao ny fonao+ sy ny fon’ny taranakao,+ mba hitiavanao an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo, ka ho velona ianao.+

  • Jeremia 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Aoka hoforana ianareo mba hadio eo anatrehan’i Jehovah, eny, forao ny fonareo,+ ry olon’i Joda sy mponin’i Jerosalema, sao hirehitra toy ny afo ny fahatezerako ka hiredareda nefa tsy hisy hamono. Ratsy mantsy ny nataonareo.”+

  • Asan’ny Apostoly 7:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+

  • Filipianina 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa isika no tena voafora,+ ary manao fanompoana masina amin’ny alalan’ny fanahin’Andriamanitra,+ sady i Kristy Jesosy no reharehantsika+ fa tsy mba mitoky amin’ny nofo+ isika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara