Marka 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Tsy fantatrareo izay angatahinareo. Hainareo ve ny hisotro amin’ny kaopy izay efa isotroako, na ny hatao batisa amin’ny batisa izay efa anaovana batisa ahy?”+ 1 Korintianina 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Raha tsy izany, dia inona no soa ho azon’ireo atao batisa mba ho faty?+ Raha tsy hatsangana mihitsy ny maty,+ nahoana no atao batisa+ koa izy ireo mba ho faty?
38 Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Tsy fantatrareo izay angatahinareo. Hainareo ve ny hisotro amin’ny kaopy izay efa isotroako, na ny hatao batisa amin’ny batisa izay efa anaovana batisa ahy?”+
29 Raha tsy izany, dia inona no soa ho azon’ireo atao batisa mba ho faty?+ Raha tsy hatsangana mihitsy ny maty,+ nahoana no atao batisa+ koa izy ireo mba ho faty?