Kolosianina 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nampihavanin’Andriamanitra taminy+ indray anefa ianareo izao, tamin’ny alalan’ny vatana ara-nofo nananan’izy io, tamin’ny nahafatesany.+ Amin’izay dia mba ho masina sy tsy misy tsiny+ ary tsy misy hokianina+ ianareo rehefa atolotra eo anatrehany, 1 Jaona 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary tafaray foana aminy izay mitandrina ny didiny, ary izy ho tafaray amin’ny olona toy izany.+ Izao no ahafantarantsika fa tafaray foana aminy isika,+ dia noho ny fanahiny+ izay nomeny antsika.
22 Nampihavanin’Andriamanitra taminy+ indray anefa ianareo izao, tamin’ny alalan’ny vatana ara-nofo nananan’izy io, tamin’ny nahafatesany.+ Amin’izay dia mba ho masina sy tsy misy tsiny+ ary tsy misy hokianina+ ianareo rehefa atolotra eo anatrehany,
24 Ary tafaray foana aminy izay mitandrina ny didiny, ary izy ho tafaray amin’ny olona toy izany.+ Izao no ahafantarantsika fa tafaray foana aminy isika,+ dia noho ny fanahiny+ izay nomeny antsika.