FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tesalonianina 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 ao amin’ny afo midedadeda, amin’ny fotoana hamaliany+ an’izay tsy mahalala an’Andriamanitra+ sy izay tsy mankatò+ ny vaovao tsara momba an’i Jesosy Tompontsika.+

  • Hebreo 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Isika koa mantsy mba efa nilazana ny vaovao tsara+ toa azy ireo.+ Tsy nahasoa azy ireo anefa ny teny reny,+ satria tsy nanana finoana+ toy ny an’ireo nihaino izy ireo.+

  • 1 Petera 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izao mantsy no fotoana voatondro hanombohan’ny fitsarana eo amin’ny ankohonan’Andriamanitra.+ Koa raha manomboka amintsika+ izany, hanao ahoana no hiafaran’ireo tsy mankatò ny vaovao tsaran’Andriamanitra?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara