Romanina 7:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hisaorana anie Andriamanitra, noho izy mamonjy ahy amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika!+ Koa mpanompon’ny lalàn’Andriamanitra+ àry aho raha ny amin’ny saiko, fa mpanompon’ny lalàn’ny ota kosa raha ny amin’ny nofoko.+ Efesianina 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 fa mba hohavaozina hatrany kosa ianareo eo amin’ny hery mibaiko ny sainareo,+
25 Hisaorana anie Andriamanitra, noho izy mamonjy ahy amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika!+ Koa mpanompon’ny lalàn’Andriamanitra+ àry aho raha ny amin’ny saiko, fa mpanompon’ny lalàn’ny ota kosa raha ny amin’ny nofoko.+