Lioka 6:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 irario soa hatrany izay manozona anareo, ary mivavaha foana ho an’izay manivaiva anareo.+ 1 Korintianina 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ary misasatra+ miasa amin’ny tananay.+ Rehefa tevatevaina izahay dia mirary soa,+ rehefa enjehina dia miaritra,+
12 ary misasatra+ miasa amin’ny tananay.+ Rehefa tevatevaina izahay dia mirary soa,+ rehefa enjehina dia miaritra,+