Jaona 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa satria nomena tamin’ny alalan’i Mosesy ny Lalàna,+ dia tonga tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy kosa ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ sy ny fahamarinana.+ Jaona 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mba hamasino+ amin’ny alalan’ny fahamarinana izy ireo, fa ny teninao+ no fahamarinana.+
17 Koa satria nomena tamin’ny alalan’i Mosesy ny Lalàna,+ dia tonga tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy kosa ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ sy ny fahamarinana.+