Deoteronomia 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Mihainoa, ry Israely ô: I Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany.+ Deoteronomia 32:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Jereo fa izaho no izy,+Ary tsy misy andriamanitra hafa miaraka amiko.+Izaho no mamono ho faty, ary izaho no mamelona.+Izaho no nandratra mafy,+ ary izaho no hanasitrana.+ Tsy misy maharombaka an’izay etỳ an-tanako.+ Efesianina 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Iray Andriamanitra+ sady Rain’izy rehetra, sy manana fahefana amin’izy rehetra, ary miasa amin’ny alalan’ny rehetra sy ao amin’ny rehetra.
39 Jereo fa izaho no izy,+Ary tsy misy andriamanitra hafa miaraka amiko.+Izaho no mamono ho faty, ary izaho no mamelona.+Izaho no nandratra mafy,+ ary izaho no hanasitrana.+ Tsy misy maharombaka an’izay etỳ an-tanako.+
6 Iray Andriamanitra+ sady Rain’izy rehetra, sy manana fahefana amin’izy rehetra, ary miasa amin’ny alalan’ny rehetra sy ao amin’ny rehetra.