Asan’ny Apostoly 17:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa izy no ivelomantsika sy ihetsehantsika ary isiantsika,+ araka ny voalazan’ny poety sasany+ eo aminareo hoe: ‘Fa naterany koa isika.’ Romanina 11:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa avy aminy ny zava-drehetra, ary izy no nampisy izany sady ho azy izany.+ Ho azy anie ny voninahitra mandrakizay!+ Amena.
28 Fa izy no ivelomantsika sy ihetsehantsika ary isiantsika,+ araka ny voalazan’ny poety sasany+ eo aminareo hoe: ‘Fa naterany koa isika.’
36 Fa avy aminy ny zava-drehetra, ary izy no nampisy izany sady ho azy izany.+ Ho azy anie ny voninahitra mandrakizay!+ Amena.