Deoteronomia 32:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nanao sorona ho an’ny demonia izy ireo, fa tsy ho an’Andriamanitra,+Eny, nanao sorona ho an’andriamanitra tsy fantatr’izy ireo,+Dia andriamanitra vaovao izay vao tonga,+Sady tsy fantatry ny razany. Salamo 106:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Nataony sorona ho an’ny demonia+ ny zanany lahySy ny zanany vavy.+
17 Nanao sorona ho an’ny demonia izy ireo, fa tsy ho an’Andriamanitra,+Eny, nanao sorona ho an’andriamanitra tsy fantatr’izy ireo,+Dia andriamanitra vaovao izay vao tonga,+Sady tsy fantatry ny razany.