6 Aza avela hampanota anao ny vavanao,+ ary aza miteny eo anatrehan’ny anjely+ hoe: “Diso aho tamin’iny.”+ Nahoana no ho tezitra aminao Andriamanitra noho ny teninao, ka handrava ny asan’ny tananao?+
9 Fa amiko, dia toa izahay apostoly no nataon’Andriamanitra farany niakatra an-tsehatra,+ toy ny olona voaheloka hovonoina,+ satria nanjary fampisehoana an-tsehatra+ hojeren’izao tontolo izao sy ny anjely+ ary ny olona+ izahay.