Genesisy 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy izy tamin-dravehivavy: “Hataoko mihamafy ny fanaintainanao rehefa bevohoka ianao.+ Hanaintaina ianao rehefa hiteraka,+ ary ny vadinao no hiantefan’ny fanirianao, ary hanjaka aminao izy.”+ Joba 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ny olona atera-behivavy+Dia fohy andro iainana+ sady mitebiteby lava.+
16 Ary hoy izy tamin-dravehivavy: “Hataoko mihamafy ny fanaintainanao rehefa bevohoka ianao.+ Hanaintaina ianao rehefa hiteraka,+ ary ny vadinao no hiantefan’ny fanirianao, ary hanjaka aminao izy.”+