Apokalypsy 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa tadidio tsara foana izay efa noraisinao+ sy efa renao, ary tano hatrany izany,+ ka mibebaha.+ Fa raha tsy mifoha+ ianao, dia ho avy toy ny mpangalatra aho,+ ary tsy ho fantatrao mihitsy izay ora hahatongavako eo aminao.+
3 Koa tadidio tsara foana izay efa noraisinao+ sy efa renao, ary tano hatrany izany,+ ka mibebaha.+ Fa raha tsy mifoha+ ianao, dia ho avy toy ny mpangalatra aho,+ ary tsy ho fantatrao mihitsy izay ora hahatongavako eo aminao.+