Matio 26:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Raha mbola nihinana izy ireo, dia nandray mofo+ i Jesosy. Rehefa avy nivavaka* izy, dia notapahiny ilay mofo+ ka nomeny ny mpianatra, sady hoy izy: “Raiso ity, ka hano. Ity no* vatako.”+
26 Raha mbola nihinana izy ireo, dia nandray mofo+ i Jesosy. Rehefa avy nivavaka* izy, dia notapahiny ilay mofo+ ka nomeny ny mpianatra, sady hoy izy: “Raiso ity, ka hano. Ity no* vatako.”+