22 Tsy manana trano ihinanana sy isotroana mihitsy angaha ianareo?+ Sa hamavoinareo ny fiangonan’Andriamanitra ka ataonareo izay hahamenatra an’ireo tsy mba manana na inona na inona?+ Inona no holazaiko aminareo? Hidera anareo ve aho? Tsy hidera anareo amin’izany aho.