Levitikosy 26:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia ho eo aminareo aho, ka hasehoko fa Andriamanitrareo aho,+ ary ianareo kosa ho oloko.+ Ezekiela 37:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ho eo amin’izy ireo ny tranolaiko,+ ka ho Andriamaniny tokoa aho ary izy ireo ho oloko.+ Zakaria 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hampodiko izy ireo, ka honina ao Jerosalema.+ Ho oloko izy ireo,+ ary izaho ho Andriamaniny amin’ny fahamarinana sy ny fahitsiana.’”+
8 Hampodiko izy ireo, ka honina ao Jerosalema.+ Ho oloko izy ireo,+ ary izaho ho Andriamaniny amin’ny fahamarinana sy ny fahitsiana.’”+