Romanina 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Isaorana anefa Andriamanitra fa na mpanompon’ny ota aza ianareo taloha, dia tonga mpankatò amin’ny fonareo, eny, mpankatò ilay karazam-pampianarana nankinina taminareo.+ 2 Korintianina 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ankoatra izany, dia vao mainka miraiki-po bebe kokoa aminareo izy, rehefa mahatsiaro ny fankatoavanareo+ rehetra sy ny nandraisanareo azy tamin-tahotra sy hovitra.
17 Isaorana anefa Andriamanitra fa na mpanompon’ny ota aza ianareo taloha, dia tonga mpankatò amin’ny fonareo, eny, mpankatò ilay karazam-pampianarana nankinina taminareo.+
15 Ankoatra izany, dia vao mainka miraiki-po bebe kokoa aminareo izy, rehefa mahatsiaro ny fankatoavanareo+ rehetra sy ny nandraisanareo azy tamin-tahotra sy hovitra.