27 Izany dia mba hanolorany azy io ho an’ny tenany ihany ho fiangonana ao anatin’ny famirapiratany,+ sy tsy misy pentina na ketrona na zavatra toy izany, fa mba ho fiangonana masina sy tsy misy tsiny kosa.+
28 Izy no torinay,+ ka ananaranay sy ampianaranay ny olona rehetra amim-pahendrena+ tanteraka, mba ho olona matotra+ sy tafaray amin’i Kristy avokoa no atolotray.